top of page

Vous voulez passer l'examen mais vous n'êtes pas sûr de votre niveau ?

Cliquez sur la grenouille !

Les Examens

      Ny DELF (Diplaoma momba ny fianarana teny frantsay) sy ny DALF (Diplaoma ambony momba ny fianarana teny frantsay) dia diplaoma ofisialy avoakan’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena frantsay. Ireo diplaoma ireo dia manamarina ny fifehezana ny teny frantsay hoan’ireo mpiadina vahiny na Frantsay avy amin’ireo firenena tsy miteny frantsay ary tsy manana diplaoma ambaratonga faharoa na ambony ara-panjakana frantsay.

  Ny CIEP (Ivontoerana iraisam-pirenena momba ny fampianarana), ao Sèvres, akaiky an’i Paris, no miandraikitra azy eo anivon’ny sehatra iraisam-pirenena,

    Ny DELF sy ny DALF dia misy diplaoma vitsivitsy tsy mifampiankina mandrafitra azy, mifanaraka amin’ny refim-pandrefesina eropeanina iombonana momba ny teny (CECRL)

Résultats en ligne

aux examens

bottom of page